Teny iditra torotoroka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] anaram-borona miray karazana amin'ny vorondolo [Rakotosaona 1972]
 Karazana vorondolo, kelikely vatana, hita eny anaty hazo rehetra eny (halavany: 25sm) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Mpanahaka  matoriandro ~ tararaka ~ vorondolo

2009/02/23