Teny iditra torovana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Vizana mafy, lanaky ny hasasarana: Torovana aho ka tsy maharay tena intsony [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui ressent une grande fatigue intérieure, dont les membres sont brisés de fatigue [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra 
1Hoy aho torovana. [Andriamalala: Vohitry]
2Torovana be mihitsy ny tenako. [Andraina: I Vola, takila 51]
3Tsy afa-mandeha intsony aho, fa marary sady torovana. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 102]

2018/08/04