Teny iditra tosaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mitobaka any ivelany, miraraka na mihanaka noho ny habetsahany
¶ Miparitaka eo am-pahavakiana
¶ Tapaka. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tosaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy refin-kadirin-drano mikoriana isan-tsegondra amin'ny metatra toratelo amin'ny vavarano na toerana iray amin'ny renirano [SLP 1986]
Famaritana frantsay débit [SLP 1986]

2012/10/01