Teny iditra tosika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ronjina; ezaka atao mba hampivoaka olona amin' ny faritra iray, na hamotraka azy na handroaka azy: Resy tosika izy ka lasa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a shove, a push [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de pousser, impulsion [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2012/09/30