Teny iditra tositosika (tosika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay (duplicatif fréquentatif) [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra Ataony zanak' omby kamboty, Ka tositosika no sakaiza, Fola-drambo no namana, Ampombo no sakafo. [Dahle: Angano, takila 287]

2016/03/04