Teny iditra |
tosy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Requête, supplique, demande familière, comme celle d’un enfant à ses parents [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
tosy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Voakasika (ilazana ny kanety lalaovin' ny ankizy rehefa mifampikasika alohan' ny hidirany ao anaty lavaka): Tosy, leity a ! [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Touché, se dit d’une bille qui a touché quelqu’un ou une autre bille au jeu Touché, se dit des caractères d imprimerie sur lesquels on fait passer le rouleau [1.3]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Ny fihaviany | Frantsay: touché.
|
|