Teny iditra tototra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Nasiana zavatra ka feno tanteraka: Efa tototra ve ilay lavaka ao atsimontrano?
¶ Feno, rakotra, lelika: Tototry ny antsanga ny tanimbarinareo ~ Tototry ny alahelo ~ Tototry ny voninahitra
¶ Poritra: Tototry ny fanompoana ny vahoaka ka mimenomenona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy filled; covered with earth [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay comblé, couvert de terre [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
Ohatra 
1Tototra tsikelikely teny ny saha rehetra. [Andraina: Mitaraina, takila 184]
2Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 110]
Teny nalaina 

Teny iditra totòtra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanetsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy hatrany tsy misy madilana; filefahan' ny hozatra. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2019/04/11