Teny iditra tovolahy
Singan-teny tovo ; lahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara-piforonan' ny teny; nefa ny hevitra ahazoana azy andavanandro dia lehilahy mbola tanora fotsiny, na efa manambady na tsia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An unmarried young man [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Jeune homme célibataire [1.8]
Ohatra 
1Nitady hikomy marina ve ireo tovolahy ireo sa tsia? [2.471]
2Nisy arivo mahery ny tovolahin' Antsihanaka no voaray tamin' izany. [2.472]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14