Teny iditra tovy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fifanahaka, fifandraika. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   ressemblance, égalité [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny  

Teny iditra tovy
Sokajin-teny   anarana
Voambolana  
Fifanahafana   Hazandrano maina
Sary  

Teny iditra tovy (to)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao tovina [firaketana]
Ohatra   Tovy ny tenindray aman-dreninao, anaka [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2015/02/20