Teny iditra toy
Sokajin-teny   mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana malagasy   Fifanahafana, fifandraikana: Toy ny rainy navela teo ity zaza ity
Mitovy hevitra: tahaka ny
¶ Fitoviana ara-panoharana: Mivadibadika toy ny lela may ~ Mikiakiaka toy ny adala
¶ Mody: Manao toy ny mitomany
¶ (Marihina fa raha milaza fifanahafana na fifandraikana ny "toy ny", ny toa kosa milaza fitoviam-bidy, lanja) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   like, similar to; (distinguish from toa) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   comme, semblable [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Tianao toy ny inona ange aho? [Fox: Hainteny, laharana 433]
2Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [Andraina: I Vola]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra toy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   kilalao [Hallanger 1969]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

2017/08/23