Teny iditra tra-boina (tratra, voina)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   voan' ny loza, tra-doza [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [ traboina ] victims of disaster [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   [ traboina ] sinistré [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/07