Teny iditra trafantrafana (trafana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihetsika mahery setra misy hatezerana; fitroatroarana; trifana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra trafana

2012/10/01