Teny iditra trakitraky
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mievotrevotra avo, mitringitringy noho ny hahiazana: Trakitraky ny taolan-tratran' io marary io [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra mitrakitraky

Nohavaozina tamin' ny 2009/04/28