Teny iditra trako
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] quille de navire [David 1952 (takila T)]
Ohatra Botry io eo fa ho vita, trako fa manonga, raha iaby, fa vita iaby reo fa te-hanjotso, ka ri'anakitsika raiky avao. [Gueunier: Contes, takila 62]

Teny iditra trako
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tankay] karazana dihin' ny Ntaolo [Ndemahasoa: Antakay]
Ohatra Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [Ndemahasoa: Antakay, takila 90]

2017/12/06