Teny iditra tranga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisehoana lany, izany hoe ny ilany fotsiny no hita aloha [Rajemisa 1985]
 ¶ tranga ifanolanana: zava-miseho miteraka olana. [Voambolana: Lalàna] [SLP 1986]
Famaritana frantsay cas
¶ tranga ampoizina: cas probable
¶ tranga faobe, tranga jiaby: cas général
¶ tranga ifanolanana: cas litigeux. [Voambolana: Lalàna]
¶ tranga manokana: exception, cas exceptionnel
¶ tranga mety hiseho: cas possible
¶ tranga tiana hiseho: cas favorable
¶ tranga tokam-piavahana, mônôhibridisma: monohybridisme
¶ tranga tsongaina: cas particulier [SLP 1986]
Sampanteny 

2012/10/01