Teny iditra trano
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Toerana amboarin' ny olombelona hataony [...]
¶ Orin-javatra ataon' ny olombelona na ny [...]
¶ Fitoerana fasiana zavatra: Tranon' af [...]
Mitovy hevitra: akany ~ akora ~ ambotry ~ bongo ~ lavaka ~ toho ~ tohotra ~ votry ~ zohy [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a house; a box or frame or housing for something [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   maison, palais, habitation, tanière, nid, cocon
¶ fourreau, étui, casiers, cadre, boîte [Abinal 1888]
   maison; caisse, cadre ou étui [Hallanger 1974]
Ohatra   Efa akaiky ny trano; [Rajaonarivelo: Bina, takila 64]
Iza iroa andrefan-trano? [Fox: Hainteny, laharana 73]
Nangoraka daholo ny tao an-trano. [Rajohanesa: Kintana]
Sampanteny  
Ny bikany  
trano
tranoko
tranonao
tranony
tranontsika
tranonay
tranonareo
tranon'
tranon-
tranom-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny trano itý (4): Antranotelo, Tranomaro, Tranoroa, Tranotelo

Nohavaozina tamin' ny 2016/09/04