Teny iditra trano falafa
Singan-teny trano ; falafa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Trano vita amin' ny falafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A house made of falafa [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Case faite de falafa [1.8]
Ohatra Mitanatana vava miandry tsiodrivotra hamelombelona azy ny trano falafan' i Mahafasan' i Farafangana. [2.499]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01