Teny iditra trano feta
Singan-teny trano ; feta
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tahaka ny trano tsiotsiory ihany, saingy tany no nanaovana azy, izany hoe feta na tany nopetapetahana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23