Teny iditra trano heva
Singan-teny trano ; heva
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Izay tsy nasiana rindrina fa zoro sy lavany ary sakany fotsiny mba hipetrahan'ny lohany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Un hangar composé d'un troit soutenu seulement par des piliers [1.3]
Ohatra 
1Lavaka iray lehibe ao ambadiky ny tranoheva no amatrarany ny fako sy ny zezi-tsoavaly. [2.470]
2Naantsoko moramora teo amoron-dalana ny fiarakodia, dia namoha ny tranoheva fitoerany aho. [2.944]
3Mbola izy telo mianaka ihany no hita teo amin' ny trano heva [2.356]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20