Teny iditra tranomasina
Singan-teny trano ; masina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Trano kely miorina ambony fasan' ny mpanjaka [1.1]
Ohatra 
1Ary ny tranomasina, dia 12 miandálana [2.48]
2Nasiana tranomasina ny fasany araka ny tenin'Andriamasinavalona kanefa nafarana tsy hamboarina intsony rehefa simba. [2.508]
Mpanahaka  tranomanara

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23