Teny iditra tranovato (trano, vato)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Nizotra nilamina ny vahoaka kristiana namonjy toerana tao amin' ny Fiangonana Tranovato. [Ravelomanana: Lalana]
2Diakona tao amin' ny FJKM Tranovato Ambatonakanga izy hatramin' ny 1966 ary Loholona tato aoriana. [Randriamamonjy: Tantara]

Teny iditra trano vato (trano, vato)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana frantsay  [Merina] (de trano : maison, gîte ; et vato : pierres). Allusion à l'habitat de cette fougère qui pousse souvent sur les rocailles dénudées. Pellaea calomelanos (Sw.) Link (Pteridaceae). Nom cité par Mme Tardieu-Blot, Flore de Madagascar, Polypodiaceae (sensu lato), tome 1, p. 164 (1958). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Pellaea calomelanos

Nohavaozina tamin' ny 2020/06/23