Teny iditra trarantitra
Singan-teny tratra ; antitra
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Fomba fiarahabana, izay entina mirary ilay olona arahabaina ho tratra antitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [trara, Opt. Imp of tratra.] May you reach old age! A common form of expressing thanks, or of bidding good-bye to one of noble rank, or highly respected; also used to the sovereign after she has replied or spoken to any one. [1.2]
 May you live long ! (an expression of great respect) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vivez longtemps [1.3, 1.8, 1.5]
 Ayez de longs jours! terme respectueux qu'on emploie surtout à l'égard des personnes honorables, pour dire adieu, et aussi au commencement d'un discours ou bien pour acquiescer; pour dire adieu aux nobles cette expression est obligatoire [1.3]
 (expression très respectueuse) [1.8]
Ohatra 
1Ary dia nanao trarantitra izahay. [2.366]
2Trarantitra, tompoko, aza marofy! [2.69]
3Dia nanao trarantitra izahay dia nody. [2.649]
4Trarantitra, aza marofy Hianao, tompoko! [2.69]
Voambolana 
Mpanahaka  trara antitra ~ tratra antitra ~ tratrantitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14