Teny iditra tratra ambody omby (tratra, vody, omby)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy azo eo am-panaovan-dratsy indrindra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy caught in the act [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay pris en flagrant délit [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra azo ambody omby

2009/11/07