Teny iditra tratra antso
Singan-teny tratra ; antso
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona mety ho takatry ny antso atao
Enti-milaza koa ny efa voaheloka ho faty, nefa nahazo famindram-po ka tsy novonoina indray [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01