Teny iditra tratrarina (tratra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao izay hahatongavana eo amin' izay enjehina: Tratraro irỳ olona mihazakazaka irỳ
¶ Takarina: Tratraro kely irỳ sary mihantona [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be overtaken; to be attained [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on attrape, qu'on atteint [Hallanger 1974]
Ny bikany  
tratrarina
tratrariko
tratrarinao
tratrariny
tratrarintsika
tratrarinay
tratrarinareo
tratrarin'
tratrarin-
tratrarim-
tratrari-
notratrarina
notratrariko
notratrarinao
notratrariny
notratrarintsika
notratrarinay
notratrarinareo
notratrarin'
notratrarin-
notratrarim-
notratrari-
hotratrarina
hotratrariko
hotratrarinao
hotratrariny
hotratrarintsika
hotratrarinay
hotratrarinareo
hotratrarin'
hotratrarin-
hotratrarim-
hotratrari-
tratraro
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2011/07/21