Teny iditra trerona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny mandrahona. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Ohatra Anisan' ny fomba fanabeazana narahiny ny tehamaina, ny teny fanambaniana, ny trerona sy fandrahonana. [Andraina: Mitaraina, takila 193]
Teny nalaina 

2012/10/04