Teny iditra treronina (trerona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Anaovana feo mandrahona, mampitahotra: Notreronin-drainy mafy Ikoto ka raiki-tahotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : treronina, treroniko, treroninao, treroniny, treronintsika, treroninay, treroninareo, treronin', treronin-, treronim-, treroni-
Ny lasa : notreronina, notreroniko, notreroninao, notreroniny, notreronintsika, notreroninay, notreroninareo, notreronin', notreronin-, notreronim-, notreroni-
Ny hoavy : hotreronina, hotreroniko, hotreroninao, hotreroniny, hotreronintsika, hotreroninay, hotreroninareo, hotreronin', hotreronin-, hotreronim-, hotreroni-
Filaza mandidy : trerony

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05