Teny iditra tresaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Vaky sady mivava, misokatra. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tresaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra [SLP 1986]
Famaritana frantsay faille [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  etry ~ fay

2012/10/01