Teny iditra tretraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny nofo mikiraviravy eo ambany tendan' ny akoholahy: Tretrak'akoholahy [1.1]
  [Tsimihety] Faritra hatreo amin' ny tenda ka hatreo amin' ny tratra; tratramborona [1.1]
Voambolana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31