Teny iditra tretrika
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Sambatra dia sambatra, finaritra sy mandry feizay, tapi-paniriana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Ohatra Tretrika ery ireo sasany tonga talohan' ny maro ka nahazo ny dabilio hazo sy ny gonin' ovy hitsotsoran' ny lamosiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 35]

2012/10/01