Teny iditra triatra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Rovitra, tataka: Triatra ny akanjoko
¶ Vaky, tsefaka: Triatra ny rindrin' ity trano ity izany [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra Triatra
Sokajin-teny anarana (gazety)
Mpanoratra 
Copyright Triatra
Voambolana 
Habaka http://triatra.info
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2019/08/17