Teny iditra trimo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Anaran-kafa nilazana ny voay taloha
¶ Olona vaventy be [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ mamba ~ vily ~ voae ~ voay
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny trimo itý (1): Ambohidratrimo

Nohavaozina tamin' ny 2014/02/13