Teny iditra triotrio
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   anaram-boronkely fotsy tratra sy lava rambo mpipetraka eny an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny: K'aja manoñon-tena koa triotrio an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny [Tanala] [Rakotosaona 1972]
   Anaran-kafa ilazana ny fandiafasika [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   bergeronnette [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana  

Teny iditra Triotrio
Sokajin-teny   anarana (lohatenin' boky na teatira)
Zana-dohateny   Boky famakian-teny (taona fahadimy)
Mpanoratra   Razafintsalama-Rabenjamina Lucie
Mpamoaka boky   Antananarivo (1979)
Habeny   Takila: 221.
Fanoritsoritana   Elementary school book (5th year).
Tsanganana sy sary iray takila   Ny lohateny rehetra
Lahatsoratra nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/16