Teny iditra troatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fialana tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana na fandrenesana maharary mafy
¶ Fahatairan' ny biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23