Teny iditra trobaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Loaka: Misy trobaka ny rindrin-dry zareo ao atsimo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay trou [SLP 1986]

Teny iditra trobaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Loaka tanteraka, gorobaka: Trobaka ny takibany tamin' ilay lefona tsy hita fiaviana [Rajemisa 1985]
 voaloaka [SLP 1986]
Famaritana frantsay troué [SLP 1986]
Sampanteny 

2012/10/01