Teny iditra troka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy iray razana nipoirana [SLP 1986]
Famaritana frantsay lignée [SLP 1986]

Teny iditra troka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] kibo [Rakotosaona 1972]
 kibo [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra troka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisintonana ranonjavatra amin' ny orona na vava ka rivotra no isintonana azy [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2013/07/25