Teny iditra trona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feon' ny kisoa kely (ny fampiasa matetika amin' izany anefa dia ny hoe trontròna). [Voambolana: Haibiby: (amin' ny ankapobeny) ~ Feo]
¶ Fisatrasatrana tsy avy miaina, fandre ataon' ny olona miala aina na marary mafy. [Voambolana: Fahasalamana ~ Feo] [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/10/08