Teny iditra tronga
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vody hazo; vatankazo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Merina, Sakalava] Nom du tronc des arbres [Boiteau 1997]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/06/22