Teny iditra trosa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Volan' olona any amin' ny tena mbola tsy maintsy haloa: Tsy mahaloa ny trosaho ianao ka hotoriko
¶ Adidy tsy maintsy hatao na hotanterahina; zavatra tsy maintsy hatao; fankasitrahana: Anananao trosa aho tamin' ny namonjenao ahy. [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay dette, traite [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31