Teny iditra trosa maintimolaly
Singan-teny trosa ; maintimolaly
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Trosa nalain' ny iray amin' ny mpivady talohan' ny fanambadiana ka tsy ananan' ny ankilany andraikitra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02