Teny iditra trosinina (trosina)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atositosika ka manjary miforiporitra: Notrosinin' ny zanakao ny tsihinay ka potika
¶ Iambezoana: Notrosininy teo izy ka tsy naharitra fa nanome [Rajemisa 1985]
Endriteny 
trosinina
trosiniko
trosininao
trosininy
trosinintsika
trosininay
trosininareo
trosinin'
trosinin-
trosinim-
trosini-
notrosinina
notrosiniko
notrosininao
notrosininy
notrosinintsika
notrosininay
notrosininareo
notrosinin'
notrosinin-
notrosinim-
notrosini-
hotrosinina
hotrosiniko
hotrosininao
hotrosininy
hotrosinintsika
hotrosininay
hotrosininareo
hotrosinin'
hotrosinin-
hotrosinim-
hotrosini-
trosino

2013/07/25