Teny iditra trotraka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Vizana fatratra; sasatra mafy; torovana
¶ Jereo valaka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Raha vizan-dahasa izahay taloha, trotraka tanteraka izahay teo. [Andraina: Mitaraina, takila 28]
Teny nalaina 

2012/10/01