Teny iditra tsabo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bezanozano, Sihanaka] tanimboly [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] tanimbary [Rakotosaona 1975]

Teny iditra tsabo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikarakarana ny hahasitranan' ny marary iray: Ataovy tsara tsabo ny marary fa haloako daholo izay laninao aminy. [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay (toute l'île). Soins donnés à un malade [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31