Teny iditra tsahatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiatoana, fijanonana; fifaranan-javatra ka tsy misy tohiny intsony [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay halte, arrêt, pause, suspension
¶ terme de commandement: Halte! Assez! [Abinal 1888]
Sampanteny 

2013/12/18