Teny iditra tsaika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zaza tsy ary fady [Rajemisa 1985]
 zaza am-bohoka [SLP 1986]
Famaritana frantsay foetus [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra tsaika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Provincial] Zaza [Rajemisa 1985]
 ankizy [SLP 1986]
Famaritana frantsay enfant [SLP 1986]
Tsipelina hafa 

Teny iditra tsaika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanjaitra lehibe izay nampiasain' ny teo aloha ary mbola ampiasain' ny olona eny ambanivohitra ankehitriny hanjairana tafo herana [Rajemisa 1985]

Teny iditra tsaika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fakana tsy miera mangingina atao tsy fantatra, fandraisana na fitondrana an-tsokosoko dia lasa; fanatonana atao tsy re, moramora [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tsaika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fifantenana atao amin' ny voan-javatra madinika toy ny vary; fanivanana izay voa tsara; fanesorana ny zavajavatra miaraka amin' ny voa, toy ny vato kely, fasika... [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2011/06/04