Teny iditra tsaikan-dandy (tsaika, landy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny landy efa sisa avy nifantenan' olona, ny ratsy sisam-pidy amin' ny zavatra iray toerana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2011/06/04