Teny iditra tsaikany
Sokajin-teny anarana tsaika sy mpisolo
Famaritana malagasy ny ratsy ariana amin' ny fifantenam-bary, ny faikany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay résidu, déchet [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra faikany

Nohavaozina tamin' ny 2011/06/04