Teny iditra tsakalava (tsaka, lava)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] ngeza, goavana [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] très grand [Deschamps 1936]
Fitovian-keviteny   tsakabe

2009/02/23