Teny iditra | tsakasaka > sakasaka | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taisaka, Tanosy] Lohasaha [1.78] | ||
[Bara] Sakelidrano, lemaka anelanelanny havoana roa [1.78] | |||
[Mahafaly] Renirano madinika, lakandrano [1.78] | |||
[Tanosy] Dilana, hadilanana [1.78] | |||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | kasakasa, sakasaka |