Teny iditra tsako
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara, Taisaka, Tanala, Tanosy] katsaka [Rakotosaona 1972, Rajemisa 1985]
 karazana voamadinika [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay  [Provincial] maïs [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay maïs [SLP: Voambolana]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra tsakotsako
Mpanahaka  katsaka

Teny iditra tsako
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanapotipotehan' ny nify ny sakafo ao am-bava: Manao tsakon' ondry [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2011/12/09